Ezekiel 22:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hangoniko ianareo, dia hifofotra anareo amin’ny afon’ny fahatezerako Aho ka ho voarendrika ao anatiny ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanangona sy hifofotra anareo amin’ny afon’ny fahatezerako Aho, ka ho voarendrika ao afovoan’i Jerosalema ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao Jerosalema no hanangonako anareo handorako anareo amin’ny afom-pahatezerako izay handrendrika anareo tahaka ny metaly.
Malagasy Bible 1865
eny, nangoniko ianareo, dia hifofotra anareo amin'ny afon'ny fahatezerako Aho, ka ho voarendrika ao anatiny ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hangoniko ianareo, dia hifofotra anareo amin’ny afon’ny fahatezerako Aho ka ho voarendrika ao anatiny ianareo.
malagasy
eny, nangoniko ianareo, dia hifofotra anareo amin'ny afon'ny fahatezerako Aho, ka ho voarendrika ao anatiny ianareo.