Ezekiel 22:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, lazao aminy hoe: Ianao no tany tsy voadio sady tsy nilatsahan’ny ranonorana tamin’ny andron’ny fahatezerana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, lazao aminy hoe: Tany tsy voadio ianao, tsy voasasan’ny ranonorana, tamin’ny andron’ny fahatezerana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, ambarao amin’i Jerosalema fa sahala amin’ny tany tsy nilatsahan’ny ranonorana izy, ka ho tahaka ny tany tsy misy rano mihitsy amin’ny androm-pahatezerako.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, lazao aminy hoe: Hianao no tany tsy hazavain'ny hainandro sady tsy ilatsahan'ny ranonorana amin'ny andro fahatezerana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona, lazao aminy hoe: Ianao no tany tsy voadio sady tsy nilatsahan’ny ranonorana tamin’ny andron’ny fahatezerana.
malagasy
Ry zanak'olona, lazao aminy hoe: Hianao no tany tsy hazavain'ny hainandro sady tsy ilatsahan'ny ranonorana amin'ny andro fahatezerana.[Na: tsy voadio]