Ezekiel 22:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny amboadia mamiravira haza ny lehibeny ao aminy ka mandatsa-dra sy mahafaty aina ary mahazo harena amin’ny tsy marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehibeny, eo afovoany, toy ny amboadia mamiravira haza, dia mandatsa-dra, mahavery fanahy hahazoana tombony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lian-dra tahaka ny amboadia mamiravira haza ireo mpitondra ny vahoaka, ka mamono olona ho faty mba hangoronan-karena tsy an-drariny.
Malagasy Bible 1865
Toy ny amboa-dia mamiravira haza ny lehibeny ao aminy ka mandatsa-drà sy mahafaty aina ary mahazo harena amin'ny tsy marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny amboadia mamiravira haza ny lehibeny ao aminy ka mandatsa-dra sy mahafaty aina ary mahazo harena amin’ny tsy marina.
malagasy
Toy ny amboa-dia mamiravira haza ny lehibeny ao aminy ka mandatsa-drà sy mahafaty aina ary mahazo harena amin'ny tsy marina.[Na: lopa]