Ezekiel 22:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpaminaniny dia mandalotra azy amin’ny rihitra tsy madity ka mahita zava-poana sy maminany lainga aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra! Nefa NY TOMPO tsy niteny tsinona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpaminany manarontsarona izany heloka rehetra izany, mahita fahitana zava-poana amam-paminaniana lainga, milaza hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh, nefa i Iaveh tsy niteny tsinona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpaminaniny kosa manarona izany rehetra izany amin’ny lalotra fotaka. Fahitana manodoka ary fanambaràna mamitaka no lazainy. Mihambo ho mampita hafatra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izy nefa Izaho TOMPO tsy niteny taminy akory.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpaminaniny mandalotra azy amin'ny feta tsy madity ka mahita zava-poana sy maminany lainga aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo; nefa Jehovah tsy niteny tsinona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpaminaniny dia mandalotra azy amin’ny rihitra tsy madity ka mahita zava-poana sy maminany lainga aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra! Nefa NY TOMPO tsy niteny tsinona.
malagasy
Ary ny mpaminaniny mandalotra azy amin'ny feta tsy madity ka mahita zava-poana sy maminany lainga aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo; nefa Jehovah tsy niteny tsinona.