Ezekiel 22:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vahoaka dia manao an-keriny sy mandroba ka mampahory ny malahelo sy ny mahantra, ary ny vahiny dia ampahoriny tsy ara-drariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahoaka amin’ny tany manao an-keriny, mandroba lava, manitsakitsaka ny ory sy ny mahantra, ary mampahory tsy an-drariny ny vahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao herisetra ny olona eo amin’ny tany ka mangalatra sady mampahory ny mahantra sy ny fadiranovana, mitsentsitra tsy an-drariny ny vahiny.
Malagasy Bible 1865
Ny vahoaka manao an-keriny sy mandroba ka mampahory ny malahelo sy ny mahantra; ary ny vahiny dia ampahoriny tsy andrariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vahoaka dia manao an-keriny sy mandroba ka mampahory ny malahelo sy ny mahantra, ary ny vahiny dia ampahoriny tsy ara-drariny.
malagasy
Ny vahoaka manao an-keriny sy mandroba ka mampahory ny malahelo sy ny mahantra; ary ny vahiny dia ampahoriny tsy andrariny.