Ezekiel 22:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Ity dia tanàna mpandatsa-dra ao ampovoany, koa noho izany dia tonga ny fotoanany sady manao sampy mampahaloto azy ao aminy izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ataovy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Ry tanana mpandatsa-dra ao anatiny, hahatonga ny fotoany sy mivongika sampy vetaveta hahaloto azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambarao aminy fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Tanàna anjakàn’ny famonoana olona ianao ka hahatonga ny fotoana handravana anao; ary ny mponinao koa dia manamboatra sampy maharikoriko sady mandoto ny faritrao.
Malagasy Bible 1865
ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tanàna mpandatsa-drà ao ampovoany hahatonga ny fotoany sady manao sampy ao aminy hahaloto azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Ity dia tanàna mpandatsa-dra ao ampovoany, koa noho izany dia tonga ny fotoanany sady manao sampy mampahaloto azy ao aminy izy!
malagasy
ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tanàna mpandatsa-drà ao ampovoany hahatonga ny fotoany sady manao sampy ao aminy hahaloto azy.