Ezekiel 22:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na ny akaiky anao na ny lavitra anao dia samy hanakora anao voaloto anarana sy be tabataba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na ny akaiky, na ny lavitra, samy hanebaka anao, voaloto anarana sy be tabataba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vasoka ny lazanao, toerana be korontana ianao, ka na ny tany lavitra na ny akaiky dia samy manaraby anao.
Malagasy Bible 1865
ka na ny akaiky anao na ny lavitra anao dia samy hanakora anao voaloto anarana sy be tabataba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na ny akaiky anao na ny lavitra anao dia samy hanakora anao voaloto anarana sy be tabataba.
malagasy
ka na ny akaiky anao na ny lavitra anao dia samy hanakora anao voaloto anarana sy be tabataba.