Ezekiel 22:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indreo, ny lehiben’ny Israely ao aminao dia samy mampiasa ny sandriny avy mba handatsa-dra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indreto ny lehiben’i Israely, eo aminao, fa samy mikezaka ny handatsa-dra, araka ny heriny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ao aminao dia samy manampatra fahefana ny mpitondra ary mamono olona.
Malagasy Bible 1865
Indreo ny lehiben'ny Isiraely efa samy ao aminao araka ny heriny avy mba handatsa-drà.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indreo, ny lehiben’ny Israely ao aminao dia samy mampiasa ny sandriny avy mba handatsa-dra.
malagasy
Indreo ny lehiben'ny Isiraely efa samy ao aminao araka ny heriny avy mba handatsa-drà.[Heb sandriny]