Ezekiel 22:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao aminao no misy olona mandehandeha manaratsy mba handatsa-dra; ary ao aminao no misy mihinana eny an-tendrombohitra; ao aminao no misy manao fahavetavetana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao aminao, misy olona manendrikendrika, mba handatsa-dra; ao aminao, misy mihinana eny an-tendrombohitra; ao anatinao, misy manao heloka be vava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao aminao dia misy mpanaratsy mba handrisika amin’ny famonoana olona; ary ny mponinao dia misy mihinana sakafom-panompoan-tsampy eny an-tendrombohitra. Ao aminao dia fanaovam-pijangajangana:
Malagasy Bible 1865
Ao aminao misy olona mandehandeha manaratsy mba handatsa-drà; ary ao aminao misy mihinana eny an-tendrombohitra; ao aminao misy manao fahavetavetana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao aminao no misy olona mandehandeha manaratsy mba handatsa-dra; ary ao aminao no misy mihinana eny an-tendrombohitra; ao aminao no misy manao fahavetavetana.
malagasy
Ao aminao misy olona mandehandeha manaratsy mba handatsa-drà; ary ao aminao misy mihinana eny an-tendrombohitra; ao aminao misy manao fahavetavetana.