Ezekiel 23:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Oholiba rahavaviny izany dia vao mainka nataony manoatra noho ny azy indray ny fahamaimaizany, ary ny fijangajangany dia manoatra noho ny an’ny rahavaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’i Ooliba rahavaviny izany, ary nataony mitombo haratsiana mihoatra noho ny azy ny fitiavany; ary ny fijangajangany nanoatra noho ny an’ny rahavaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nahita izany i Ôhôlibà rahavaviny, kanefa vao mainka ratsy kokoa noho i Ôhôlà izy tamin’ny fahamaimaizany, ary dia nijangajanga manoatra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'i Oholiba rahavaviny izany, dia vao mainka nataony manoatra noho ny azy indray ny fahamaimaizany, ary ny fijangajangany manoatra noho ny an'ny rahavaviny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Oholiba rahavaviny izany dia vao mainka nataony manoatra noho ny azy indray ny fahamaimaizany, ary ny fijangajangany dia manoatra noho ny an’ny rahavaviny.
malagasy
Ary nony hitan'i Oholiba rahavaviny izany, dia vao mainka nataony manoatra noho ny azy indray ny fahamaimaizany, ary ny fijangajangany manoatra noho ny an'ny rahavaviny,