Ezekiel 23:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitako fa efa nandoto ny tenany izy, fa lalana iray ihany no nalehan’izy mirahavavy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitako fa nandoto tena koa izy; lalana iray no nomban’izy roa vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandoto tena tamin’izany koa izy; eny, hitako fa nitovy fitondrantena izy mirahavavy.
Malagasy Bible 1865
Dia hitako fa efa nandoto ny tenany izy, fa lalana iray ihany no nalehan'izy mirahavavy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitako fa efa nandoto ny tenany izy, fa lalana iray ihany no nalehan’izy mirahavavy;
malagasy
Dia hitako fa efa nandoto ny tenany izy, fa lalana iray ihany no nalehan'izy mirahavavy;