Ezekiel 23:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola nampitomboiny ihany ny fijangajangany, fa nahita sary olona voasoratra teo amin’ny rindrina izy sy ny sarin’ny Kaldeana voasoratra tamin’ny loko mena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny azy mbola nampiany ny fijangajangany; fa nahita sariolona voahoso-doko eo amin’ny rindrina izy, dia sarin’ny Kaldeanina voahoso-doko mena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa lasa lavitra kokoa i Ôhôlibà tamin’ny fanaranam-po. Indray andro izy dia nahita sarin-dehilahy voaloko mena teo amin’ny rindrina, dia sary nampiseho ny Babilônianina.
Malagasy Bible 1865
ary mbola nampandrosoiny ihany ny fijangajangany, fa nahita sariolona voasoratra teo amin'ny rindrina izy sy ny sarin'ny Kaldeana voasoratra tamin'ny loko mena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola nampitomboiny ihany ny fijangajangany, fa nahita sary olona voasoratra teo amin’ny rindrina izy sy ny sarin’ny Kaldeana voasoratra tamin’ny loko mena.
malagasy
ary mbola nampandrosoiny ihany ny fijangajangany, fa nahita sariolona voasoratra teo amin'ny rindrina izy sy ny sarin'ny Kaldeana voasoratra tamin'ny loko mena.