Ezekiel 23:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao hitan’ny masony ireny dia maimay taminy izy ka nandefa iraka ho any aminy tany Kaldea.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nahita azy ireo ny masony, dia nirehi-pitiavana azy izy, dia nandefa iraka ho any aminy, any Kaldea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maimay tamin’ny Babilônianina i Ôhôlibà raha vao nahita ny sary ka nandefa iraka tany amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao hitan'ny masony ireny, dia maimay taminy izy ka naniraka olona ho any aminy tany Kaldea.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao hitan’ny masony ireny dia maimay taminy izy ka nandefa iraka ho any aminy tany Kaldea.
malagasy
Ary raha vao hitan'ny masony ireny, dia maimay taminy izy ka naniraka olona ho any aminy tany Kaldea.