Ezekiel 23:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany aminy ho ao amin’ny fandrianam-pitiavana ireny zanakalahin’i Babilona ireny ka nandoto azy tamin’ny fijangajangany; ary nony efa voaloton’ireny izy dia tonga leony azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga tao aminy, tao amin’ny fandriam-pitiavany ireo zanaka lahin’i Babilôna, ka nandoto azy tamin’ny fijangajangany, ary izy nandoto tena tamin’izy ireo: dia nadikidiky tamin’ireny indray ny fanahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tonga mba handry aminy ireo Babilônianina ary nandoto azy tamin’ny fanaranam-pijangajanganay; saingy nony efa voalotony kosa i Ôhôlibà, dia naharikoriko azy.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany aminy ho ao amin'ny fandriam-pitiavana ireny zanakalahin'i Babylona ka nandoto azy tamin'ny fijangajangany; ary nony efa voaloton'ireny izy, dia niombotra niala taminy kosa ny fanahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany aminy ho ao amin’ny fandrianam-pitiavana ireny zanakalahin’i Babilona ireny ka nandoto azy tamin’ny fijangajangany; ary nony efa voaloton’ireny izy dia tonga leony azy.
malagasy