Ezekiel 23:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa naneho ny fijangajangany sy nampiseho ny fitanjahany izy dia tonga leony azy Aho, toy ny nankaleo Ahy tamin’ny rahavaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasehony miharihary ny fijangajangany, nasehony ny fitanjahany; ka nadikidiky taminy ny fanahiko, toy ny efa nahadikidiky ny fanahiko tamin’ny rahavaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niseho ampahibemaso ho vehivavy janga izy ary nampiseho ny fitanjahany; ka narikoriko azy aho tahaka izay namparikoriko ahy tamin’ny rahavaviny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa naneho ny fijangajangany sy nampiseho ny fitanjahany izy, dia niombotra niala taminy ny fanahiko, toy ny efa niombotan'ny fanahiko niala tamin'ny rahavaviny ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa naneho ny fijangajangany sy nampiseho ny fitanjahany izy dia tonga leony azy Aho, toy ny nankaleo Ahy tamin’ny rahavaviny.
malagasy
Ary rehefa naneho ny fijangajangany sy nampiseho ny fitanjahany izy, dia niombotra niala taminy ny fanahiko, toy ny efa niombotan'ny fanahiko niala tamin'ny rahavaviny ihany.