Ezekiel 23:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampitombo ny fijangajangany ihany izy ka nahatsiaro ny andron’ny fahatanorany izay nijangajangany tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampitomboiny ny fijangajangany; nahatsiahy ny andron’ny fahatanorany, fony izy nijangajanga tany amin’ny tany Ejipta izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa vao mainka nijangajanga kokoa aza izy ka nahatsiaro ny androm-pahatanorana izay nijangajangany tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Dia nampitombo ny fijangajangany ihany izy, ka dia nahatsiaro ny andro fahatanorany, izay nijangajangany tany amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampitombo ny fijangajangany ihany izy ka nahatsiaro ny andron’ny fahatanorany izay nijangajangany tany amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Dia nampitombo ny fijangajangany ihany izy, ka dia nahatsiaro ny andro fahatanorany, izay nijangajangany tany amin'ny tany Egypta.