Ezekiel 23:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izy dia maimay tamin’ireo lehilahiny maloto fiaina ireo, izay manana nofo tahaka ny nofom-boriky, ary ny avy aminy dia toy ny avy amin’ny soavaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maimay tamin’ireo mpijangajanga izy, dia tamin’ireo izay rantsam-batam-boriky ny rantsam-batany, ary toy ny an’ny soavaly lahy, ny firehetam-pahalotoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa maimay tamin’ireo lehilahiny izy, dia lehilahy mitrifana sy mitroatra toa boriky na soavaly miandra vavy.»
Malagasy Bible 1865
Fa izy dia maimay tamin'ireo lehilahiny, izay manana nofo tahaka ny nofom-boriky, ary ny avy aminy dia toy ny avy amin'ny soavaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izy dia maimay tamin’ireo lehilahiny maloto fiaina ireo, izay manana nofo tahaka ny nofom-boriky, ary ny avy aminy dia toy ny avy amin’ny soavaly.
malagasy
Fa izy dia maimay tamin'ireo lehilahiny, izay manana nofo tahaka ny nofom-boriky, ary ny avy aminy dia toy ny avy amin'ny soavaly.