Ezekiel 23:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady ny fijangajangan’ny fahatanoranao ianao, dia ilay nitsapatsapan’ny Ejiptiana ny nononao, satria nonon’ny faha-virijininao ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niverina tamin’ny heloky ny fahatanoranao ianao; dia ny fony nanindrian’ny Ejiptianina ny nononao, noho ny tratran’ny fahavirijinianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Niverina nijangajanga indray ianao, ry Ôhôlibà, ka nanao toy ny tamin’ny fahatanoranao, fony ireo Ejiptianina nisafosafo ny tratranao sy nitsapatsapa ny nononao somondrara.
Malagasy Bible 1865
Nitady ny fijangajangan'ny fahatanoranao ianao, dia ilay nitsapatsapan'ny Egyptiana ny nononao, satria nonon'ny fahavirijinanao ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady ny fijangajangan’ny fahatanoranao ianao, dia ilay nitsapatsapan’ny Ejiptiana ny nononao, satria nonon’ny faha-virijininao ireo.
malagasy
Nitady ny fijangajangan'ny fahatanoranao ianao, dia ilay nitsapatsapan'ny Egyptiana ny nononao, satria nonon'ny fahavirijinanao ireo.