Ezekiel 23:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hatsahatro ny fahavetavetanao, dia ny fijangajanganao izay fanaonao hatrany amin’ny tany Ejipta ka tsy handrandrainao aminy intsony ny masonao sady tsy hotsarovanao intsony i Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatsahatro hatreo ny helokao amam-pijangajanganao any amin’ny tany Ejipta; tsy hanopy maso any aminy intsony ianao, na hahatsiaro an’i Ejipta intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatsahatro ny filibànao amam-pijangajangana izay natombokao tany Ejipta. Tsy hangata-maso olona intsony ianao ary tsy hahatsiaro ny Ejiptianina intsony.›
Malagasy Bible 1865
Ary hatsahatro ny fahavetavetanao, dia ny fijangajanganao izay fanaonao hatrany amin'ny tany Egypta, fa tsy ihandrandrainao aminy intsony ny masonao, sady tsy; hotsarovanao intsony Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hatsahatro ny fahavetavetanao, dia ny fijangajanganao izay fanaonao hatrany amin’ny tany Ejipta ka tsy handrandrainao aminy intsony ny masonao sady tsy hotsarovanao intsony i Ejipta.
malagasy
Ary hatsahatro ny fahavetavetanao, dia ny fijangajanganao izay fanaonao hatrany amin'ny tany Egypta, fa tsy ihandrandrainao aminy intsony ny masonao, sady tsy; hotsarovanao intsony Egypta.