Ezekiel 23:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamely anao amin’ny fankahalana izy dia hesoriny ny vokatry ny asanao ka hilaozany mitanjaka sy mihanjahanja ianao, ary hiseho ny fitanjahan’ny fijangajanganao, dia ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo hitondra anao amim-pankahalana, hamabo izay rehetra azonao, hamela anao mitanjaka, dia mitanjaka mihitsy; ary ny fitanjahanao amam-pijangajanganao hihanjahanja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamely anao amim-pankahalana izy ka haka ny vokatry ny asanao. Havelany hitanjaka sy hiboridana ianao ary hiharihary eo imason’ny rehetra toy ny vehivavy janga. Ny filibànao sy ny fanaranam-batanao
Malagasy Bible 1865
ary hamely anao amin'ny fankahalana izy, ka hesoriny ny vokatry ny asanao, dia hilaozany mitanjaka sy mihanjahanja ianao, ary hiseho ny fitanjahan'ny fijangajanganao, dia ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamely anao amin’ny fankahalana izy dia hesoriny ny vokatry ny asanao ka hilaozany mitanjaka sy mihanjahanja ianao, ary hiseho ny fitanjahan’ny fijangajanganao, dia ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao.
malagasy