Ezekiel 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nijangajanga tany Ejipta izy; tany no nisafosafoana ny tratrany, ary tany no nitsapatsapana ny nonon’ny faha-virijininy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo dia nijangajanga tany Ejipta, nijangajanga tamin’ny andro fahatanorany; tany no namihinana ny nonony, tany no nanindriana ny tratran’ny fahavirijiniany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony mbola tanora izy, dia efa lasa vehivavy janga tany Ejipta izay nonenany. Tany no nisafosafoana ny tratrany sy nitsapatsapana ny nonony somondrara.
Malagasy Bible 1865
ary nijangajanga tany Egypta izy; fony izy mbola tanora no nijangajanga; tao no nisafosafoana ny tratrany, ary tao no nitsapatsapana ny nonon'ny fahavirijinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nijangajanga tany Ejipta izy; tany no nisafosafoana ny tratrany, ary tany no nitsapatsapana ny nonon’ny faha-virijininy.
malagasy
ary nijangajanga tany Egypta izy; fony izy mbola tanora no nijangajanga; tao no nisafosafoana ny tratrany, ary tao no nitsapatsapana ny nonon'ny fahavirijinany.