Ezekiel 23:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatao aminao izany zavatra izany noho ny nijangajanganao nanaraka ny Jentilisa sy noho ny nandotoanao tena tamin’ny sampiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatao aminao izany, satria nitolo-tena hiraikitra amin’ny firenen-kafa ianao, satria nandoto tena tamin’ny sampiny vetaveta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no nahatonga anao toy izany. Nijangajanga tamin’ireo lehilahin’ny tany hafa ianao ary nandoto tena tamin’ny fanompoana ireo sampiny.
Malagasy Bible 1865
Havo aminao izany zavatra izany noho ny nijangajanganao nanaraka ny jentilisa sy noho ny nandotoanao tena tamin'ny sampiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatao aminao izany zavatra izany noho ny nijangajanganao nanaraka ny Jentilisa* sy noho ny nandotoanao tena tamin’ny sampiny.
malagasy
Havo aminao izany zavatra izany noho ny nijangajanganao nanaraka ny jentilisa sy noho ny nandotoanao tena tamin'ny sampiny.