Ezekiel 23:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’ny kapoakan’ny rahavavinao no hisotroanao, dia ilay lalina aty sady lehibe; ho fihomehezana sy ho fanakorana tsy tanty ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Hosotroinao ny kapoaky ny rahavavinao, kapoaka lalina aty sady be vava; ho fihomehezana sy fandatsana anao izany, fa tsy anerany ny habeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY aminao: ‹Ny tsatokaty hisotroanao dia mitovy amin’ny an-drahavavinao, dia tsatokaty lehibe sady lalina. Hihomehezana sy hoesoina ianao noho ny tsatokatinao feno mihatihaty.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Amin'ny kapoaky ny rahavavinao no hisotroanao, dia ilay lalina àty sady lehibe; ho fihomehezana sy ho fanakorana tsy tanty ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Amin’ny kapoakan’ny rahavavinao no hisotroanao, dia ilay lalina aty sady lehibe; ho fihomehezana sy ho fanakorana tsy tanty ianao.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Amin'ny kapoaky ny rahavavinao no hisotroanao, dia ilay lalina àty sady lehibe; ho fihomehezana sy ho fanakorana tsy tanty ianao.