Ezekiel 23:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho feno fahamamoana sy alahelo ianao; kapoaka fahaverezan-kevitra sy fandringanana, dia ny kapoakan’i Samaria rahavavinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho safotry ny hamamoana amam-pijaliana ianao, fa kapoakan-doza amam-pandringanana, ny kapoakan’i Samaria rahavavinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahatonga anao ho leom-pahoriana io tsatokatin’ny tahotra amam-pijaliana io, izay efa nisotroan’i Samaria rahavavinao.
Malagasy Bible 1865
Ho feno fahamamoana sy alahelo ianao; kapoaka fahatalanjonana sy fandringanana ny kapoak'i Samaria rahavavinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho feno fahamamoana sy alahelo ianao; kapoaka fahaverezan-kevitra sy fandringanana, dia ny kapoakan’i Samaria rahavavinao.
malagasy
Ho feno fahamamoana sy alahelo ianao; kapoaka fahatalanjonana sy fandringanana ny kapoak'i Samaria rahavavinao.