Ezekiel 23:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hosotroinao sy hotrohinao izany ary hokikisanao ny vakivakiny sady handriatanao ny nononao; fa Izaho no niteny izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hosotroinao sy hotaperinao izy, ary hokaikerinao aza ny vakivakiny sy handriatanao ny tratranao; fa Izaho no niteny, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hosotroinao hatramin’ny farany izy ary hovakînao amin’ny nifinao; ka ny vakivakiny no handratranao ny nononao Izaho no manambara izany, hoy ny teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY.›
Malagasy Bible 1865
Hosotroinao sy hotrohinao izy, ary hokikisanao ny vakivakiny sady handriatanao ny nononao; fa Izaho no niteny izany, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hosotroinao sy hotrohinao izany ary hokikisanao ny vakivakiny sady handriatanao ny nononao; fa Izaho no niteny izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Hosotroinao sy hotrohinao izy, ary hokikisanao ny vakivakiny sady handriatanao ny nononao; fa Izaho no niteny izany, hoy Jehovah Tompo.