Ezekiel 23:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO niteny tamiko hoe: Ry zanak’olona, tsy hotsarainao va i Ohola sy i Oholiba? Asehoy azy ny fahavetavetany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamiko: Ry zanak’olona, hotsarainao va i Oôlà sy i Oôlibà? Asehoy azy ny fahavetavetany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO tamiko: «Ry ilay taranak’olombelona, miomàna hitsara an’i Ôhôlà sy i Ôhôlibà. Vakio bantsilana ireo asany maharikoriko.
Malagasy Bible 1865
Jehovah niteny tamiko hoe: Ry zanak'olona, tsy hotsarainao va Ohola sy Oholiba? Dia asehoy azy ny fahavetavetany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO niteny tamiko hoe: Ry zanak’olona*, tsy hotsarainao va i Ohola sy i Oholiba? Asehoy azy ny fahavetavetany
malagasy
Jehovah niteny tamiko hoe: Ry zanak'olona, tsy hotsarainao va Ohola sy Oholiba? Dia asehoy azy ny fahavetavetany,