Ezekiel 23:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao koa no nataony Tamiko: Nandoto ny fitoerako masina izy tamin’izany andro izany sady nandoto ny Sabatako koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa ny nataony: Ny fitoerako masina, nolotoiny, tamin’izany andro izany, ny sabatako notevatevainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady izao koa no nataony tamiko: Andro iray ihany no nandotoany ny toerako masina sady nanimbazimbany ny sabatako.
Malagasy Bible 1865
Izao koa no nataony tamiko: Nandoto ny fitoerako masina izy tamin'izany andro izany sady nandoto ny Sabatako koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao koa no nataony Tamiko: Nandoto ny fitoerako masina izy tamin’izany andro izany sady nandoto ny Sabatako koa.
malagasy
Izao koa no nataony tamiko: Nandoto ny fitoerako masina izy tamin'izany andro izany sady nandoto ny Sabatako koa.