Ezekiel 23:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony efa novonoiny ho an’ny sampiny ny zanany dia nidirany tamin’iny andro iny ihany ny fitoerako masina ka nolotoiny. Koa, e! Izany no nataony tao anatin’ny tranoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony namono ny zanany ho an’ny sampin-dozany indray izy, dia niditra ao amin’ny fitoerako masina, androtr’izay ihany, mba hanevateva azy! Izany no nataony tao anatin’ny tranoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny andro nanaovany sorona ny zanany lahy tamin’ny sampiny iny ihany no nidirany tao amin’ny toerako masina, teo anivon’ny tranoko, ka nandotoany azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa novonoiny ho an'ny sampiny ny zanany, dia nidirany tamin'iny andro iny ihany ny fitoerako masina ka nolotoiny; koa, he! izany no nataony teo anatin'ny tranoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony efa novonoiny ho an’ny sampiny ny zanany dia nidirany tamin’iny andro iny ihany ny fitoerako masina ka nolotoiny. Koa, e! Izany no nataony tao anatin’ny tranoko.
malagasy
Ary nony efa novonoiny ho an'ny sampiny ny zanany, dia nidirany tamin'iny andro iny ihany ny fitoerako masina ka nolotoiny; koa, he! izany no nataony teo anatin'ny tranoko.