Ezekiel 23:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nipetrahany tamin’ny farafara marevaka, sady nisy latabatra voavelatra teo anoloany, izay nametrahany ny ditin-kazo manitro sy ny diloiloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nipetraka teo ambony farafara be renty ianao, ary teo anoloany dia nanamboarana latabatra, ka nametrahana ny emboka manitra aman-diloiloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nipetraka tamina farafara mirenty izy roa vavy, ary namelatra latabatra nametrahany vovo-javamanitra mifangaro sy ilomanitra izay samy avy amiko.
Malagasy Bible 1865
ary nipetrahanao tamin'ny farafara marevaka, sady nisy latabatra voavelatra teo anoloany, izay nametrahanao ny ditin-kazo manitro sy ny diloiloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nipetrahany tamin’ny farafara marevaka, sady nisy latabatra voavelatra teo anoloany, izay nametrahany ny ditin-kazo manitro sy ny diloiloko.
malagasy
ary nipetrahanao tamin'ny farafara marevaka, sady nisy latabatra voavelatra teo anoloany, izay nametrahanao ny ditin-kazo manitro sy ny diloiloko.