Ezekiel 23:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Aho ny amin’ilay efa tontan’ny fijangajangana ela: Amin’izao dia mbola hisy hijangajanga amin’io ihany va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no lazaiko amin’ilay vehivavy efa reraka azon’ny fijangajangana: Mbola hanohy ny fijangajangany ihany va re izy, izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy Aho anakampo: ‹Na dia izay efa tontan’ny fanitsakitsaham-bady hatry ny ela aza, dia mbola mirotsaka hijangajanga ihany ankehitriny!›
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izaho ny amin'ilay efa tontan'ny fijangajangana ela: Amin'izao dia mbola hisy hijangajanga amin'io ihany va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Aho ny amin’ilay efa tontan’ny fijangajangana ela: Amin’izao dia mbola hisy hijangajanga amin’io ihany va?
malagasy
Dia hoy Izaho ny amin'ilay efa tontan'ny fijangajangana ela: Amin'izao dia mbola hisy hijangajanga amin'io ihany va?