Ezekiel 23:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, mbola nankao aminy ihany ny olona, toy ny ankanesany ao amin’ny vehivavy janga, toy ny efa nankanesany tao amin’i Ohola sy i Oholiba, vehivavy janga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandeha aminy ny olona toy ny handehanany amin’ny vehivavy janga. Toy izany no nandehanany tamin’i Oôlà sy i Oôlibà, ireo vehivavy meloka ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy lehilahy mankao aminy toy ny ankanesana amin’ny vehivavy mpivarotena. Toy izany no ankanesany tao amin’i Ôhôlà sy i Ôhôlibà izay vehivavy janga!
Malagasy Bible 1865
Eny, mbola nankao aminy ihany ny olona toy ny ankanesany ao amin'ny vehivavy janga, dia toy ny efa nankanesany tao amin'i Ohola sy Oholiba, vehivavy janga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, mbola nankao aminy ihany ny olona, toy ny ankanesany ao amin’ny vehivavy janga, toy ny efa nankanesany tao amin’i Ohola sy i Oholiba, vehivavy janga.
malagasy
Eny, mbola nankao aminy ihany ny olona toy ny ankanesany ao amin'ny vehivavy janga, dia toy ny efa nankanesany tao amin'i Ohola sy Oholiba, vehivavy janga.