Ezekiel 23:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary olona marina no hitsara azy araka izay fitsara vehivavy mijangajanga sy mandatsa-dra, satria mijangajanga izy sady misy ra ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisy olo-marina anefa hanameloka azy ireo, hiharan’ny sazin’ny vehivavy mpijangajanga, sy ny sazin’ny mandatsa-dra; satria mpijangajanga izy, ary misy ra amin’ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hisy kosa lehilahy marina hanameloka ireo vehivavy roa ireo ho mpanitsakitsa-bady sy mpamono olona, satria mpanitsakitsa-bady tokoa izy sady misy ra eny an-tanany.
Malagasy Bible 1865
Ary olona marina no hitsara azy araka izay fitsara vehivavy mijangajanga sy mandatsa-drà, satria mijangajanga izy, sady misy rà eny an-tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary olona marina no hitsara azy araka izay fitsara vehivavy mijangajanga sy mandatsa-dra, satria mijangajanga izy sady misy ra ny tanany.
malagasy
Ary olona marina no hitsara azy araka izay fitsara vehivavy mijangajanga sy mandatsa-drà, satria mijangajanga izy, sady misy rà eny an-tànany.