Ezekiel 23:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Hoentiko hamely azy ny olona maro ka hatolotro ho fampangovitana sy ho babo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Mampiakara vahoaka be hamely azy; ka aoka hatolotra ho amin’ny tahotra amam-pandrobana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao manko no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Anaingao famoriam-bahoaka hanafay azy roa, ary aoka hatolotra hampihorohoroina sy horobaina izy.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ho entiko hamely azy ny olona maro, ka natolotro ho mpanjenjena sy ho babo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Hoentiko hamely azy ny olona maro ka hatolotro ho fampangovitana sy ho babo izy.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ho entiko hamely azy ny olona maro, ka natolotro ho mpanjenjena sy ho babo izy.[Na: ho fampangovitana]