Ezekiel 23:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo olona maro ireo dia hitora-bato azy sy hitetitetika azy amin’ny sabatra; hovonoiny ny zanany lahy sy ny zanany vavy, ary hodorany amin’ny afo koa ny tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka aoka ny vahoaka be hanototra vato azy sy hitetitetika azy amin’ny sabany; aoka hovonoina ny zanany lahy aman-janany vavy; ary hodorana amin’ny afo ny tranony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Torahy vato izy ary tetiteteho amin’ny sabatra, vonoy ho faty ny zanany lahy sy vavy ary doroy ny tranony.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo olona maro ireo dia hitora-bato azy sy hitetitetika azy amin'ny sabatra; hovonoiny ny zananilahy sy ny zananivavy, ary hodorany amin'ny afo koa ny tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo olona maro ireo dia hitora-bato azy sy hitetitetika azy amin’ny sabatra; hovonoiny ny zanany lahy sy ny zanany vavy, ary hodorany amin’ny afo koa ny tranony.
malagasy
Ary ireo olona maro ireo dia hitora-bato azy sy hitetitetika azy amin'ny sabatra; hovonoiny ny zananilahy sy ny zananivavy, ary hodorany amin'ny afo koa ny tranony.