Ezekiel 23:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no hampitsaharako ny fahavetavetana amin’ny tany, mba hahazo anatra tsy hanao araka ny fahavetavetanareo ny vehivavy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hampitsahatra ny fahavetavetana amin’ny tany Aho, ka hahazo anatra amin’izany ny vehivavy rehetra, dia tsy hanao fahavetavetana tahaka ny nataonareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatsahatro ny filibàna mihanaka eo amin’ity tany ity. Hahazo fampitandremana ny vehivavy rehetra ka tsy hanahaka ny filibàn’izy roa vavy intsony.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no hampitsaharako ny fahavetavetana amin'ny tany, mba hahazo anatra ny vehivavy rehetra tsy hanao araka ny fahavetavetanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no hampitsaharako ny fahavetavetana amin’ny tany, mba hahazo anatra tsy hanao araka ny fahavetavetanareo ny vehivavy rehetra.
malagasy
Toy izany no hampitsaharako ny fahavetavetana amin'ny tany, mba hahazo anatra ny vehivavy rehetra tsy hanao araka ny fahavetavetanareo.Ary hatsingeriny aminareo ny fahavetavetanareo, ary ho entinareo ny heloka noho ny sampinareo; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Tompo.