Ezekiel 23:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hatsingeriny aminareo ny fahavetavetanareo ary hoentinareo ny heloka noho ny sampinareo; dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatsingerina aminareo ny fahavetavetanareo, ary holonjoinareo ny sazin’ny nanompoanareo sampy; dia ho fantatrareo fa Izaho no Tompo Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hovaliana aminy kosa ny filibàny ary hozakainy ny vokatry ny fanompoan-tsampiny. Amin’izay dia hoekenareo fa Izaho no Tompo ANDRIANANAHARY›. »
Malagasy Bible 1865
Ary hatsingeriny aminareo ny fahavetavetanareo, ary ho entinareo ny heloka noho ny sampinareo; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hatsingeriny aminareo ny fahavetavetanareo ary hoentinareo ny heloka noho ny sampinareo; dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary hatsingeriny aminareo ny fahavetavetanareo, ary ho entinareo ny heloka noho ny sampinareo; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Tompo.