Ezekiel 23:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola vadiko i Ohola dia nijangajanga izy; maimay izy tamin’ireo mpitia azy, dia ny Asiriana mifanakaiky aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivadika tamiko i Oôlibà; fatra-pitia an’ireo lehilahiny izy, dia ny Asirianina izay nifanila aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kinanjo nijangajanga i Ôhôlà na dia efa Ahy aza. Maimay izy tamin’ireo lehilahy sakaizany, dia ny Asirianina
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola vadiko Ohola, dia nijangajanga izy; maimay izy tamin'ireo lehilahiny, dia ny Asyriana mifanolotra aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola vadiko i Ohola dia nijangajanga izy; maimay izy tamin’ireo mpitia azy, dia ny Asiriana mifanakaiky aminy,
malagasy
Ary raha mbola vadiko Ohola, dia nijangajanga izy; maimay izy tamin'ireo lehilahiny, dia ny Asyriana mifanolotra aminy,