Ezekiel 23:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mitafy mangamanga, dia ny governora sy ny lefiny, tanora bikana izy rehetra sady mpitaingin-tsoavaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitafy jaky ireo, governora ama-mpifehy, tovolahy soa avokoa; mpitaingin-tsoavaly, mitaingin-tsoavaly,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay niakanjo jaky avokoa noho ny maha governora sy mpitsara azy, sady tovolahy bikàna sy kinga fitaingin-tsoavaly.
Malagasy Bible 1865
izay mitafy mangamanga, dia ny governora sy ny lefiny, tovolahy bikàna izy rehetra sady mpitaingin-tsoavaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mitafy mangamanga, dia ny governora sy ny lefiny, tanora bikana izy rehetra sady mpitaingin-tsoavaly.
malagasy
izay mitafy mangamanga, dia ny governora sy ny lefiny, tovolahy bikàna izy rehetra sady mpitaingin-tsoavaly.