Ezekiel 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nijangajanga tamin’ireny izy, dia tamin’izay tsara indrindra tamin’ny zanakalahin’i Asiria sy tamin’izay rehetra nahamaimay azy; tamin’ny sampiny rehetra no nandotoany tena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka izay nokendreny hijangajangany dia izay voafantina rehetra amin’ny zanaka lahin’i Asiria; ary teo anilan’ireo rehetra ireo, izay nahamatim-pitia azy, dia nandoto tena tamin’ny sampin-dozan’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Ôhôlà dia nanome tombony manokana ireo manampahefana asirianina ireo, ka tamin’izay naha maimay azy dia nandoto tena tamin’ny fanompoana ny sampiny rehetra izy.
Malagasy Bible 1865
Nijangajanga tamin'ireny izy, dia tamin'izay tsara indrindra tamin'ny zanakalahin'i Asyria sy tamin'izay rehetra nahamaimay azy; tamin'ny sampiny rehetra no nandotoany tena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nijangajanga tamin’ireny izy, dia tamin’izay tsara indrindra tamin’ny zanakalahin’i Asiria sy tamin’izay rehetra nahamaimay azy; tamin’ny sampiny rehetra no nandotoany tena.
malagasy
Nijangajanga tamin'ireny izy, dia tamin'izay tsara indrindra tamin'ny zanakalahin'i Asyria sy tamin'izay rehetra nahamaimay azy; tamin'ny sampiny rehetra no nandotoany tena.