Ezekiel 23:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia natolotro ho eo an-tanan’ireo mpitia azy izy, dia eo an-tanan’ny Asiriana izay nahamaimay azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany natolotro eo an-tanan’ireo lehilahy izy; dia eo an-tanan’ny zanaka lahin’i Asiria, izay nirehetany fitiavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia navelako ho eo an-tanan’ny Asirianina sakaizany izay nahamaimay azy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia natolotro ho eo an-tànan'ireo lehilahiny izy, dia eo an-tànan'ny Asyriana izay nahamaimay azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia natolotro ho eo an-tanan’ireo mpitia azy izy, dia eo an-tanan’ny Asiriana izay nahamaimay azy.
malagasy
Ary noho izany dia natolotro ho eo an-tànan'ireo lehilahiny izy, dia eo an-tànan'ny Asyriana izay nahamaimay azy.