Ezekiel 24:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahafolo tamin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona fahasivy dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh tamin’ny taona fahasivy, volana fahafolo, andro fahafolon’ny volana, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahasivy taorian’ny fahababoana, nony andro fahafolon’ny volana fahafolo, dia nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahasivy dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahafolo tamin’ny volana fahafolo, tamin’ny taona fahasivy dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
[Fahitana ny amin'ny vilany fahandroana, ary ny tenin'Andriamanitra ny amin'ny hahafatesan'ny vadin'i Ezekiela] Ary tamin'ny andro fahafolo tamin'ny volana fahafolo tamin'ny taona fahasivy dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: