Ezekiel 24:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, soratinao ny anaran’ny andro, dia izao andro anio izao; ny mpanjakan’i Babilona dia manomboka mamely an’i Jerosalema amin’izao andro anio izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, ataovy an-tsoratra izao andro izao: dia izao mason’andro izao, fa amin’izao andro izao indrindra no niantorahan’ny mpanjakan’i Babilôna tamin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, raiso an-tsoratra ny datin’andro anio, satria mitsingerina anio ny nanombohan’ny mpanjakan’i Babilôna nanao fahirano an’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, soratinao ny anaran'ny andro, dia izao andro anio izao; ny mpanjakan'i Babylona miantomboka mamely an'i Jerosalema amin'izao andro anio izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, soratinao ny anaran’ny andro, dia izao andro anio izao; ny mpanjakan’i Babilona dia manomboka mamely an’i Jerosalema amin’izao andro anio izao.
malagasy
Ry zanak'olona, soratinao ny anaran'ny andro, dia izao andro anio izao; ny mpanjakan'i Babylona miantomboka mamely an'i Jerosalema amin'izao andro anio izao.