Ezekiel 24:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’izany andro izany dia hisy olona afa-nandositra ho tonga any aminao mba hampandre izany aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’izany andro izany, hisy olona mpandositra hankatỳ aminao, hilaza izany vaovao izany aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany dia hisy olona iray handositra ka ho avy hampandre anao ny vaovao.
Malagasy Bible 1865
eny, amin'izany andro izany dia hisy olona handositra ho tonga any aminao mba hampandre ny sofinao izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’izany andro izany dia hisy olona afa-nandositra ho tonga any aminao mba hampandre izany aminao.
malagasy
eny, amin'izany andro izany dia hisy olona handositra ho tonga any aminao mba hampandre ny sofinao izany;amin'izany andro izany dia hisokatra miaraka amin'ny an'ilay mandositra ny vavanao, ka dia hiteny ianao, fa tsy ho moana intsony; ry ho famantarana mahagaga aminy ianao; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.