Ezekiel 25:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
[Faminaniana ny amin'ny firenena mifanila fonenana amin'ny Isiraely, dia ny Amonita, ny Moabita, ny Edomita ary ny Filistina] Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: