Ezekiel 25:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatolotro ho fananan’ny zanaky ny Atsinanana, tahaka ny taranak’i Amona koa izy, mba tsy hotsarovana any amin’ny firenena intsony ny taranak’i Amona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotatahako hidiran’ny zanaky ny Atsinanana izy, toraky ny tanin’ny taranak’i Amôma, hatolotro hozakainy izy, mba tsy ho tsaroana intsony eny amin’ny firenena ny taranak’i Amôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpifindrafindra monina avy any atsinanana dia havelako haka an’i Môaba ankoatra izay nakany ny tanin’ireo Hamônita, ka tsy hahatsiarovana intsony ireo Hamônita any amin’ny firenen-kafa.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny zanaky ny atsinanana koa tahaka ny taranak'i Amona'ihany, eny, hatolotro ho fananan'ireny izy, mba tsy hotsarovana ao amin'ny firenena intsony ny taranak'i Amona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatolotro ho fananan’ny zanaky ny Atsinanana, tahaka ny taranak’i Amona koa izy, mba tsy hotsarovana any amin’ny firenena intsony ny taranak’i Amona.
malagasy
Ho an'ny zanaky ny atsinanana koa tahaka ny taranak'i Amona'ihany, eny, hatolotro ho fananan'ireny izy, mba tsy hotsarovana ao amin'ny firenena intsony ny taranak'i Amona.