Ezekiel 25:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, manandrifia ny Amonita ary maminania ny hamelezana azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, atodiho mankany amin’ny taranak’i Amôna ny tavanao, ka maminania ny hanjò azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, mitodiha amin’ny Hamônita ary mijoroa ho mpaminany ny amin’ny hamelezana azy.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, manandrifia ny Amonita, ary maminania ny hamelezana azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, manandrifia ny Amonita ary maminania ny hamelezana azy
malagasy
Ry zanak'olona, manandrifia ny Amonita, ary maminania ny hamelezana azy,