Ezekiel 25:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raba dia hataoko tany fitoeran’ny rameva, ary ny taranak’i Amona ho tany fandrian’ny ondry aman’osy; dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Rabata hataoko tany fihinanan-drameva; ary ny tanin’ny taranak’i Amôna ho valan’ondry, dia ho fantatrareo fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatao tonga fiandrasana rameva i Rabà renivohitrareo, ary hanjary valan’ondry ny tany hamônita manontolo. Amin’izay dia hoekenareo fa Izaho no TOMPO.›
Malagasy Bible 1865
Ary Raba dia hataoko tany fitoeran'ny rameva, ary ny taranak'i Amona ho tany fandrian'ny ondry aman'osy; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raba dia hataoko tany fitoeran’ny rameva, ary ny taranak’i Amona ho tany fandrian’ny ondry aman’osy; dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary Raba dia hataoko tany fitoeran'ny rameva, ary ny taranak'i Amona ho tany fandrian'ny ondry aman'osy; Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.