Ezekiel 25:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Noho ny nitehafanao tanana sy ny nitotoanao tamin’ny tongotrao ary ny nifalian’ny fonao tamin’ny fanaovana tsinontsinona ny tanin’ny Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ianao niteha-tanana sy ningadon-tongotra, ary nifaly tao am-ponao tamin’ny fanesoanao rehetra, ny amin’ny momba ny tanin’i Israely;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Eny, izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Nitehaka sy nitsinjaka ary nifaly tokoa ianareo tamin’ny loza nanjo an’i Israely. Izany no nanaovanareo tsinontsinona ny vahoakako.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nitehafanao tanana sy ny nitotoanao tamin'ny tongotrao ary ny nifalian'ny fonao tamin'ny fanaovana tsinontsinona ny tanin'ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Noho ny nitehafanao tanana sy ny nitotoanao tamin’ny tongotrao ary ny nifalian’ny fonao tamin’ny fanaovana tsinontsinona ny tanin’ny Israely
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nitehafanao tanana sy ny nitotoanao tamin'ny tongotrao ary ny nifalian'ny fonao tamin'ny fanaovana tsinontsinona ny tanin'ny Isiraely,