Ezekiel 25:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Noho ny nanaovan’i Moaba sy i Seìra hoe: Indro, ny taranak’i Joda izao dia efa tonga tahaka ny firenena rehetra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho i Moaba sy i Seira manao hoe: «Indro ny taranak’i Jodà fa sahala amin’izao firenena rehetra izao ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Nilaza ny Môabita fa efa tonga tahaka ny firenena hafa rehetra izao i Joda.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nanaovan'i Moaba sy Seïra hoe: Indro, ny taranak'i Joda efa tonga tahaka ny firenena rehetra izao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Noho ny nanaovan’i Moaba sy i Seìra hoe: Indro, ny taranak’i Joda izao dia efa tonga tahaka ny firenena rehetra
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Noho ny nanaovan'i Moaba sy Seïra hoe: Indro, ny taranak'i Joda efa tonga tahaka ny firenena rehetra izao,