Ezekiel 25:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia indro, hotatahako kosa ny sisin’ny Moaba, hatrany amin’ny tanànany rehetra, ny tanànany izay ravaky ny tany, hatrany amin’ny sisintaniny, dia i Bety-Jesimota sy i Baala-Meona ary i Kiriataima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho izany dia indro hotatahako ny lanivoan’i Moaba, hatrany amin’ny tanàna, hatrany amin’ny tanànany, hatrany amin’ny faritry ny taniny, tabihan’ny tany, i Betjesimôta, i Beelmeôna, i Kariataìna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hasaiko tafihina ireo tanàn-dehibe miaro ny fidirana any Môaba, hifanesy ho rava ireo tanàna tsara indrindra toa an’i Bety-Jesimôta sy i Bahala-Mehôna ary i Kiriataima.
Malagasy Bible 1865
Dia, indro, hotatahako kosa ny tanin'ny Moaba, hatrany amin'ny tanànany rehetra, izay ravaky ny tany, dia Beti-jesimota sy Bala-meona ary Kiriataima,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia indro, hotatahako kosa ny sisin’ny Moaba, hatrany amin’ny tanànany rehetra, ny tanànany izay ravaky ny tany, hatrany amin’ny sisintaniny, dia i Bety-Jesimota sy i Baala-Meona ary i Kiriataima.
malagasy
Dia, indro, hotatahako kosa ny tanin'ny Moaba, hatrany amin'ny tanànany rehetra, izay ravaky ny tany, dia Beti-jesimota sy Bala-meona ary Kiriataima,